Sat Jun 06 2020 20:35:31 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 20:35:31 +03:00
parent f540b35990
commit 4edfe52351
5 changed files with 10 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Nahafinaritra ny ôla daôly ny teny nataon-jareo. Ka nifidy an'i Stefana zareo, leila feno finoana sy Fanahy Masina, ary i Filipo, Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena ary Nikoleo, proselyta avy aigny Antiokia. Reo mpino de nitondra an'reo leila takeo agnatrehan'ny Apostoly, ze nivavaka sy nametraka ny tagnan-jareo.
\v 5 Nahafinaritra ny ôla daôly ny teny nataon-jareo. Ka nifidy an'i Stefana zareo, leila feno finoana sy Fanahy Masina, ary i Filipo, Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena ary Nikoleo, proselyta avy aigny Antiokia. \v 6 Reo mpino de nitondra an'reo leila takeo agnatrehan'ny Apostoly, ze nivavaka sy nametraka ny tagnan-jareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Ary stefana, feno fahasoavana sy hery, de nagnano fahagagana sy famantarana lehibe takeo amin'ny vahôka. Fa nisy vahôka sasagny nitsangana ze an'ny synagoga ze atao hoe ny Synagogan'ny Libertina, sy an'ny Kyreniana sy Aeksandriana, ary ny sasagny avy aigny Kilikia sy Azia. Reo ôla reo de niady hevitra tamin'i Stefana.
\v 8 Ary stefana, feno fahasoavana sy hery, de nagnano fahagagana sy famantarana lehibe takeo amin'ny vahôka. \v 9 Fa nisy vahôka sasagny nitsangana ze an'ny synagoga ze atao hoe ny Synagogan'ny Libertina, sy an'ny Kyreniana sy Aeksandriana, ary ny sasagny avy aigny Kilikia sy Azia. Reo ôla reo de niady hevitra tamin'i Stefana.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 zareo de tsy natohitra ny fahendrena sy ny Fanahy ze nitinenan'i Stefana. Avekeo de nisy ôla nagnanôvan-jareo kolikoly mbô hitare hoe: "Efa regninay i Stefana niteny ratsy momban'i Mosesy sy Andriamanitra."
\v 10 zareo de tsy natohitra ny fahendrena sy ny Fanahy ze nitinenan'i Stefana. \v 11 Avekeo de nisy ôla nagnanôvan-jareo kolikoly mbô hitare hoe: "Efa regninay i Stefana niteny ratsy momban'i Mosesy sy Andriamanitra."

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Nanaitra ny ôla zareo, ny lôhôla, sy ny mpanora-dalàna, de nankeo amin'i Stefana zareo ary nisambotra an'azy sy nitondra an'azy takeo agnatrehan'reo mpagnolotsaigna. Ary zareo de nitondra fijoroana vavolombelona diso, de nitare hoe: "Ity leila ito de tsy mitsahatra miteny ratsy ty fitôragna masina ty sy ny lalàna. Fa zahay de naregny an'azy nitare fa io Jesosy avy aigny Nazareta io de handrava ty tôrana ty sy hagnôva reo fomba ze natolotr'i Mosesy an-tsikana." Reo daôly ze nipetraka takeo amin'ny tôran'ny mpagnolotsaigna de nandinika an'azy ka natazagna fa salan'ny anjely ny tarehiny.
\v 12 Nanaitra ny ôla zareo, ny lôhôla, sy ny mpanora-dalàna, de nankeo amin'i Stefana zareo ary nisambotra an'azy sy nitondra an'azy takeo agnatrehan'reo mpagnolotsaigna. \v 13 Ary zareo de nitondra fijoroana vavolombelona diso, de nitare hoe: "Ity leila ito de tsy mitsahatra miteny ratsy ty fitôragna masina ty sy ny lalàna. \v 14 Fa zahay de naregny an'azy nitare fa io Jesosy avy aigny Nazareta io de handrava ty tôrana ty sy hagnôva reo fomba ze natolotr'i Mosesy an-tsikana." \v 15 Reo daôly ze nipetraka takeo amin'ny tôran'ny mpagnolotsaigna de nandinika an'azy ka natazagna fa salan'ny anjely ny tarehiny.

View File

@ -118,6 +118,12 @@
"06-title",
"06-01",
"06-02",
"06-05",
"06-07",
"06-08",
"06-10",
"06-12",
"07-title",
"07-01",
"07-04",
"07-06",