auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent bd2433d3d2
commit 24d64ac5cb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa avy amin'ny taranak'io leila io no hitondran'Andriamanitra mpagnavotra ho an'Israely, de Jesosy, araka ze efa nampagnantenainy hatao. Nanomboka nibôgna zany talôn'ny nahatongavan'i Jesosy
Fa avy amin'ny taranak'io leila io no hitondran'Andriamanitra mpagnavotra ho an'Israely, de Jesosy, araka ze efa nampagnantenainy hatao. Nanomboka nibôgna zany talôn'ny nahatongavan'i Jesosy, Jaona nagnambara vôlôny tamin'ny vahôkan'Israely daôly momba ny batisan'ny fibebahana. Satria Jaona efa nahavita ny asany, de ozy izy: "Izy no eritreretanareo anà? Tsy za le izy. Fa tandrigneso