plt-x-sihanaka_2co_text_reg/09/08.txt

1 line
347 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-21 12:29:31 +00:00
\v 8 \v 9 Ary Andriamanitra de afaka mampitombo ny fitahiana ho an'nao, mba am-ra daôly, de afaka hahazo ze ilainareo daôly mandrakariva nareo. Zany no misy de mba ahafanareo magnatombo ny asa soa an'nareo. Zany de araka ny vôsoratra hoe: "Nozarainy reo harenany ary nagnome an'azy regny ho an'ny mahantra. Maharitra mandrakizay ny famarinany."