\v 1 Tenoy ity tarogna zay nalaiko ho fitarainana eo aminao ity, ry ankohonan'Israely. \v 2 Lavo ny virijinin'Israely; ary tsa hitsangana koa i; nazera tamin'ny taniny i; ary tsa misy na de raika aza hanangana anazy.