plt-x-sbetsileo_amo_text_reg/05/21.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 21 "Halako, hataoko tsinontsinona ny firavoravoanareo, tsa maka maminy amin'ireo fivondronanareo manetriketrika Aho.\v 22 Na de manolotsa fanatitsa dorana sy fanatitsa hihanina Aminahy aza agnareo, de tsa handray reo Aho, na hijery ny fanati-pihavanan'ireo biby matavinareo.