plt-x-sbetsileo_amo_text_reg/05/10.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 10 nkahala ny ona aby zay manitsy andreo ao amin'ny vavahadin'ny tanàna I, ary mankahala ny ona aby zay mitarogna ny marina reo. \v 11 Satria manitsakitsaka reo mahantra agnao ary maka ampaham-bary aminazy_na de nanorina trano vita tamin'ny vato aza agnao, de tsa hitoatsa ao amin'izay. Manana tanim-boaloboka mahafinaritsa agnao, nefa tsa hisotro ny divain'izay agnao.