plt-x-antaifasy_2ti_text_reg/02/14.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 14 Ampahatsiahivo andreo avao io raha io. Ampitandremo eo ankatrefan'Andriamanitry indreo mba tsy hifamaly mikasiky gne zaka. Noho io da tsy misy raha ilaigny. Noho io da misy fahasimbagny ho an'izay miteno. [Fagnamarihagny : gne dikan-teny sasany da magnano hoe: "Ampitandremo eo ankatrefan'Andriamanitry indreo."] \v 15 Omeo gne tsara lat'aminao mba hanoloranao tegna ho an'Andriamanitry ako gne ekegny, mpiasa izay tsy managny antony hahamegnaragny, izay mpampianatry gne zakan'e fahamarinagny ame tokony ho izy.