plt-x-antaifasy_2ti_text_reg/02/11.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 11 Ity zaka ity da mendri-pitokisagny: "Raha maty niaraky tamin'azy itsika, da ho velogny hiaraky amin'azy avakoa. \v 12 Raha miaritry itsika, da hanjaka hiaraky amin'azy avakoa. Raha handa an'Azy itsika, da handa antsika avakoa Izy. \v 13 Raha tsy matoky itsika, da hahatoky avao Izy, satria tsy afaky manda gne tegnany Izy."