plt-x-antaifasy_2ti_text_reg/02/08.txt

1 line
408 B
Plaintext

\v 8 Tsarovy Jesosy Kristy, avy ame taranak'i Davida, izay natsangagny tamin'e maty. Izany da arak'e hafatr'e filazantsarako, \v 9 izay mampijaly anà gne ame famiezagny ako gne mpamono olo. Fa gne zakan'Andriamanitry da tsy voafehy. \v 10 Noho izany hiaretako gne raha aby ho an'e voaafidy, mba ho afaky handray gne fagnavotagny izay ao am'i Kristy Jesosy avakoa indreo, miaraky ame voninahitry mandrakizay.