\v 1 Noho izany anao sa zanako, mahereza ao ame fahasoavagny izay ao am'i Jesosy Kristy. \v 2 Gne raha renareo tamina teo ankatrefan'e vavolombelo maro, da hankino ame olo atokisagny izay afaky hampianatry gne sasany koa.