plt-x-antaifasy_2ti_text_reg/01/15.txt

1 line
519 B
Plaintext

\v 15 Fantatrareo izany, fa izay nipetraky tagny Azia da nivadiky taminà. Ao amin'io fikambanagny io gne Fizelio izy ame Hermozena. \v 16 Enga anie gne Tompo hagnome famindram-po ame tokantragnon'i Onesiforo, satria namelombelogny anà matetiky izy sady tsy megnatry tame gadrako. \v 17 F'izy, refa tagny Roma izy, da nitady mafy anà, da hitany iao. \v 18 Gne Tompo anie hagnaboaky anazy ka hahitany famindram-po lat'amin'azy amin'izany andro izany. Gne fomba agnaby nagnampiany ana tao Efesosy, da fantatrareo tsara.