plt-x-antaifasy_2ti_text_reg/01/03.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 3 Misaotry an'Andriamanitry iao, izay tompoiko avy ame razambeko, miaraky ame feon'e fieritreretagny madio, ako e hahatsiarovako anao mandrakariva ame fivavahako andro aman'aligny. \v 4 Ako e hahatsiarovako e ranomasonao, magniry mafy gne hahita anao iao, ka mety ho feno hafaliagny iao. \v 5 Nampatsiahivigny taminà e finoanao marina, izay niaigny tao am'i endribenao Loisa izy am'i endrinao Eonisa, da resy lahatry iao izao fa miaigny ao aminao avakoa izany.