auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 11:19:48 -05:00 committed by root
parent 1c7dcdd7f5
commit fc497e6398
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndre da izany, gne fototry mafy orin'Andriamanitry da mijoro. Managny ity soratry ity: "Gne Tompo da mahafantary izay an'azy" sady
Ndre da izany, gne fototry mafy orin'Andriamanitry da mijoro. Managny ity soratry ity: "Gne Tompo da mahafantary izay an'azy" sady " Izay manogno e agnaran'e tompo da tsy maintsy miala ametsy fahamarinagny." Ao ame tragnon'e mpanan-draha, da tsy gne tragnon'e volamena izy ame volafotsy avao gn'ao. Misy avakoa gne fipetrahan'e hazo izy ame tan