auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 11:08:47 -05:00 committed by root
parent 12f5c80365
commit fb8c9afb97
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Misaotry an'Andriamanitry iao, izay tompoiko avy ame razambeko, miaraky ame feon'e fieritreretagny madio, ako e hahatsiarovako anao mandrakariva ame fivavahako andro aman'aligny. Ako e hahatsiarovako e ranomasonao, magniry mafy gne hahita anao iao, ka mety ho feno hafaliagny iao. Nampats
Misaotry an'Andriamanitry iao, izay tompoiko avy ame razambeko, miaraky ame feon'e fieritreretagny madio, ako e hahatsiarovako anao mandrakariva ame fivavahako andro aman'aligny. Ako e hahatsiarovako e ranomasonao, magniry mafy gne hahita anao iao, ka mety ho feno hafaliagny iao. Nampatsiahivigny tamina e finoanao marina, izay niaigny tao am'i endribenao Loisa izy am'i endrinao Eonisa, da resy lahatry iao izao fa miaigny ao aminao avakoa izany