auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 11:19:48 -05:00 committed by root
parent ae06fed07d
commit f3edad44ad
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Ity zaka ity da mendri-pitokisagny: "Raha maty niaraky tamin'azy itsika, da ho velogny hiaraky amin'azy avakoa. Raha miaritry itsika, da hanjaka hiaraky amin'azy avakoa. Raha handa an'Azy itsika, da handa antsika avakoa Izy. Raha tsy matoky itsika, da hahatoky avao Izy, satria tsy afaky manda gne tegnany Izy."
\v 11 Ity zaka ity da mendri-pitokisagny: "Raha maty niaraky tamin'azy itsika, da ho velogny hiaraky amin'azy avakoa. \v 12 Raha miaritry itsika, da hanjaka hiaraky amin'azy avakoa. Raha handa an'Azy itsika, da handa antsika avakoa Izy. \v 13 Raha tsy matoky itsika, da hahatoky avao Izy, satria tsy afaky manda gne tegnany Izy."

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ampahatsiahivo andreo avao io raha io. Ampitandremo eo agnatrehan'Andriamanitry indreo mba tsy hifamaly mikasiky