auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-04 04:02:04 -05:00 committed by root
parent b18d8f006b
commit b496ad5b0a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ampahatsiahivo andreo avao io raha io. Ampitandremo eo agnatrehan'Andriamanitry indreo mba tsy hifamaly mikasiky gne zaka. Noho io fa tsy misy raha ilaigny. Noho io da misy fahasimbagny ho an'izay miteno. [Fagnamarihagny : gne dikan-teny sasany da magnano hoe: "Ampitandremo eo agnatehan'Andriamanitry indreo."] \v 15 Omeo gne tsara lat'aminao mba hanoloranao tegna ho an'Andriamanitry ako gne ekegny, mpiasa izay tsy managny antony hahamegnaragny, izay mpampianatry gne zakan'e fahamarinagny ame tokony ho izy.
\v 14 Ampahatsiahivo andreo avao io raha io. Ampitandremo eo ankatrefan'Andriamanitry indreo mba tsy hifamaly mikasiky gne zaka. Noho io fa tsy misy raha ilaigny. Noho io da misy fahasimbagny ho an'izay miteno. [Fagnamarihagny : gne dikan-teny sasany da magnano hoe: "Ampitandremo eo agnatehan'Andriamanitry indreo."] \v 15 Omeo gne tsara lat'aminao mba hanoloranao tegna ho an'Andriamanitry ako gne ekegny, mpiasa izay tsy managny antony hahamegnaragny, izay mpampianatry gne zakan'e fahamarinagny ame tokony ho izy.