auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-04 04:35:32 -05:00 committed by root
parent 686975b6b4
commit b28c07a455
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Fantatrareo izany, fa izay nipetraky tagny Azia da nivadiky tamina. Ao amin'io fikambanagny io gne Fizelio izy ame Hermozena. \v 16 Enga anie gne Tompo hagnome famindram-po ame tokantragnon'i Onesiforo, satria namelombelogny ana matetiky izy sady tsy megnatry tame gadrako. \v 17 F'izy, refa tagny Roma izy, da nitady mafy ana, da hitany iao. \v 18 Gne Tompo anie hagnaboaky anazy ka hahitany famindram-po lat'amin'azy amin'izany andro izany. Gne fomba agnaby nagnampiany ana tao Efesosy, da fantatrareo tsara.
\v 15 Fantatrareo izany, fa izay nipetraky tagny Azia da nivadiky taminà. Ao amin'io fikambanagny io gne Fizelio izy ame Hermozena. \v 16 Enga anie gne Tompo hagnome famindram-po ame tokantragnon'i Onesiforo, satria namelombelogny anà matetiky izy sady tsy megnatry tame gadrako. \v 17 F'izy, refa tagny Roma izy, da nitady mafy anà, da hitany iao. \v 18 Gne Tompo anie hagnaboaky anazy ka hahitany famindram-po lat'amin'azy amin'izany andro izany. Gne fomba agnaby nagnampiany ana tao Efesosy, da fantatrareo tsara.