auto save
This commit is contained in:
parent
897036b858
commit
aae1c4768a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ndre da izany, gne fototry mafy orin'Andriamanitry da mijoro. Managny ity soratry ity: "Gne Tompo da mahafantary izay an'azy" sady " Izay manogno e agnaran'e tompo da tsy maintsy miala ametsy fahamarinagny." Ao ame tragnon'e mpanan-draha, da tsy gne tragnon'e volamena izy ame volafotsy avao gn'ao. Misy avakoa gne fipetrahan'e hazo izy ame tanimanga. Gne sasany amindreo da ho ampiasaigny amim-boninahitry, da gne sasany ho ame fangala baraka. raha misy olo magnadio gne tegnany ho afaky ame fahafaham-baraka, da fipetrahagny manan-kaja izy. IZy da voatokagny, ilain'e Tompony, sady voaomag
|
||||
\v 19 Ndre da izany, gne fototry mafy orin'Andriamanitry da mijoro. Managny ity soratry ity: "Gne Tompo da mahafantary izay an'azy" sady " Izay manogno e agnaran'e tompo da tsy maintsy miala ametsy fahamarinagny." Ao ame tragnon'e mpanan-draha, \v 20 da tsy gne tragnon'e volamena izy ame volafotsy avao gn'ao. Misy avakoa gne fipetrahan'e hazo izy ame tanimanga. Gne sasany amindreo da ho ampiasaigny amim-boninahitry, da gne sasany ho ame fangala baraka. \v 21 Raha misy olo magnadio gne tegnany ho afaky ame fahafaham-baraka, da fipetrahagny manan-kaja izy. IZy da voatokagny, ilain'e Tompony, sady voaomagny ame asa tsara agnaby.
|
Loading…
Reference in New Issue