1 line
322 B
Plaintext
1 line
322 B
Plaintext
\v 8 Nohon'io mandignasa Ahy__ io ro fagnambaran'i Yaveh__ mandra-piaviany gn'andro zay hitsanganako ho gnan'ny niazom-boy. Fa gny fanapaha-kevitro la gny hamory reo firenena, hamory reo fanjaka, sady handrarako gny fahatezerako amin-drozy, reo fahavinirako mahery iaby, mba ho ravan'ny bolon'ny heloko reo tany manontolo. |