msh_zec_text_reg/14/06.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 6 Amin'io andro io la tsy hisy longo, fa tsy hisy ndra nintsy na fangala. \v 7 Amin'io andro io, andro zay gan'i Yaveh raiky avao ro mahay, la tsy hisy andro na haly sasy, fa gny hariva la ho lasa fotoan'ny hazava. \v 8 Amin'io andro io gny rano velo la hikoria hiboaky gnan'i Jerosalema. Gny antsasak'ireo la hikoria amin'ny riaky antignana voho gny antsasany amin'ny riaky andrefa, amin'ny fahavaratsy voho amin'ny ririnina.