msh_zec_text_reg/12/10.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 10 Nefa handraraky gny fagnahin'ny fangoraham-po voho fitaraigna amin'ny avorohotan'i Davida voho reo olon'i Jerosalema Aho, mba hitolian-drozy Amiko, lay raiky zay nolefonin-drozy . Hisaona noho gny Amiko, manahaky gny olo misaona noho gny amin'ny anany lahy toka rozy; hisaognaho Gnazy manahaky reo zay misaogna noho gny fahafatesan'ny voalohany gnanaky rozy. \v 11 Amin'io andro io gny fisaogna ao Jerosalema la hanahaky gny fisaogna tao Hadadrimona eo amin'ny lemak'i Megido.