msh_zec_text_reg/12/04.txt

1 line
400 B
Plaintext

\v 4 Amin'io andro io__ io ro fagnambaran'i Yaveh__ hamely gny soavaly kirakiraiky amin'ny horohoro Aho sady gny mpondra gnazy amin'ny fahatsoboan-tsay. Hijery am-pankasitraha gny avorohotan'i Joda Aho sady hamely gny soavalin'ireo tafiky amin'ny fahajikia. \v 5 Bakeo reo mpiratik'i Joda hisafa anakampo hoe:' Reo olon'i Jerosalema ro tanjantsika noho i Yaveh Tompon'ny maro , Ndranagnaharin-drozy."