msh_zec_text_reg/10/01.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 1 Mangataha ora amin'i Yaveh amin'ny vanim-potoan'ny oran-dohatao__ Yaveh zay manao kotrokora__ sady magnome ora mivatravatra ho gnan'ny olon-drehetra voho gny raha maitso egny an-tsaha. \v 2 Fa reo sampy ao an-tokantragno la mivola vandy; gny mpisikily manao sary an-tsaina vandy; mivola nofy fitaky rozy sady magnome fampionana foana, ka mirenireny manahaky gny aondry sady mijaly noho gny tsy mpiandry rozy.