msh_zec_text_reg/09/16.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 16 Ka amin'io andro io la hamonjy an-drozy i Yaveh Ndranagnahary; la hanahaky gny aondrin'ny olony rozy ., fa rozy ro ho firavaky gny satro-boninahitsy, hisandratsy eo amin'ny taniny. \v 17 Fa manao akory gny hasoany voho hampelasoan-drozy!Hagniry eo amin'ny vary gny tovolahy sady gny virjiny eo amin'ny voaloboky mamy!