msh_zec_text_reg/09/05.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 5 Hahita i Askelona ka hataotsy! Hangovitsy mare avao koa i Gaza! Ekrona, ho rava gny fanantenany! Ho maty agny Gaza gny mpanjaka, sady i Askelona la tsy hisy olo sasy! \v 6 Hanao gny tragnony ao Asdoda reo vahiny, sady hagnafoana gny fireharehan'ireo Filistiana Aho. \v 7 Fa hangalaky gny ran-drozy bakamin'ny vavany Aho sady gny fahavetavetan-drozy eo agnelanelan'ny hiny. Sady la ho lasa sisa ho gan'ny Ndranagnaharintsika manahaky gny foko agny Joda rozy, sady Ekrona la ho lasa manahaky reo Jebosita.