1 line
352 B
Plaintext
1 line
352 B
Plaintext
\v 1 Zao ro fagnambaran'ny safan'i Yaveh mahakasiky gny tanin'i Hadraka voho Damaskosy. Fa gny fijerin'i Yaveh la amin'ny olombelo manotolo, sady koa amin'ny fokon'Isdraely manontolo. \v 2 Toy fagnambara toy avao koa la mahakasiky gan'i Hamata, zay mifanolotsy amin'i Damaskosy, sady mahakasiky gnan'i Tyro voho Sidona io, ndra la tena hendry aza rozy. |