msh_zec_text_reg/08/16.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 16 Reto ro raha zay tsy maintsy hataonaraeo: Milaza gny marina, gny olo kirakiraiky amin'ny namany. Mitsara amin'ny marina, rariny, sady fiadagna eo amin'ny vavahadinareo. \v 17 Ka manao fikasan-draty ao am-ponareo amin'ny hafa, sady ka mitia fianianan-diso__fotony malay reo raha reo Aho!__ io ro fagnambaran'i Yaveh."