msh_zec_text_reg/08/06.txt

1 line
542 B
Plaintext

\v 6 Zao ro lazain'i Yaveh Tompon'ny maro:' Amin'io andro io laha misy raha tsy hay atao eo amason'ireo olo sisa tavela, la tokony tsy ho hay atao eo amasoko va io?__io ro fagnambaran'i Yaveh. \v 7 Zao ro lazain'i Yaveh Tompon'ny maro:' Ingo, eo an-dalam-paganvota gny oloko amin'ny tany fiposahan'ny masoandro Aho sady eo amin'ny tany filentehan'ny masoandro! \v 8 Fa handay an-drozy himpoly Aho, sady hipetraky ao agnivon'i Jerosalema rozy, mba ho oloko ndraiky rozy, sady ho Ndranagnaharin-drozy amin'ny marina voho amin'ny fahamarina Aho!