msh_zec_text_reg/07/08.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 8 Avy tamin'i Zakaria gny safan'i Yaveh, nanao hoe:' \v 9 Zao ro lazain'i Yaveh Tompon'ny maro:' Mitsara amin'ny fitsara marina, fanekea mahatoky, sady famindram-po. Ao gny olo kirakiraiky hanao gnan'io amin'ny rahalahiny. \v 10 Gny amin'ny mpitondratena voho kamboty, gny vahiny, sady gny olo mahantra___ ka mampahory an-drozy, sady ao tsy hisy aminareo hitetiky hagnisy raty gny hafa ao am-ponareo."