msh_zec_text_reg/07/04.txt

1 line
624 B
Plaintext

\v 4 La avy tamiko gny safan'i Yaveh Tompon'ny maro, nanao hoe:' 5 Miiresafa amin'ny olon'ny tany manontolo voho amin'ireo mpisoro ka ataovo hoe:' Laha nifaly hany voho nisaona tamin'ny vola fahadimy voho fahafito nareo nandritr'izay fito tao zay, moa va nifaly hany ho Ahy marina nareo? \v 6 Laha nihina voho nisotro nareo, moa va tsy nino voho nihina ho gnan'ny vatanareo nareo? \v 7 Moa va tsy reo teny avao ro nambaran'i Yaveh tamin'ny vavan'ireo mpaminany taloha, laha mbo nipetrakytao jerosalema voho reo tana nagnodidy tamin'ny fanambina sady nipetraky tao Negeva, voho reo lemaky amoron-tsiraky agny andrefa nareo?"