msh_zec_text_reg/02/12.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 12 Fa Yaveh hampandova gnan'i Joda manahaky fanagnany ara-drainy agny amin'ny tany masy sady hifily ndraiky gnan'i Jerosalema ho gnazy . \v 13 Ka misafa , eo agnatrehan'i Yaveh, ry nofo manontolo, fa nitsanga bakao amin'ny toerany masy Ie!