auto save
This commit is contained in:
parent
fc679534ea
commit
d42063efab
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 Ho mpanjaka amin'ny tany manontolo i Yaveh. amin'io andro io la hisy Yaveh, lay Ndranagnahary tokana, voho gny agnarany raiky avao. \v 10 Gny tanmy manontolo la hanahaky gnan'i Araba, manomboky ao Geba ka hatragny Rimona antimon'i Jerosalema. Hasandratsy hatragny i Jerosalema sady hiupetraky amin'ny vavahadin'i Benjamina ka hatragny amin'ny to
|
||||
\v 9 Ho mpanjaka amin'ny tany manontolo i Yaveh. amin'io andro io la hisy Yaveh, lay Ndranagnahary tokana, voho gny agnarany raiky avao. \v 10 Gny tanmy manontolo la hanahaky gnan'i Araba, manomboky ao Geba ka hatragny Rimona antimon'i Jerosalema. Hasandratsy hatragny i Jerosalema sady hiupetraky amin'ny vavahadin'i Benjamina ka hatragny amin'ny toera zay nisy gny vavahady voalohany, hatragny amin'ny vavahady an-jorony, sady hatragny amin'ny Tilikambon'i Hananela ka hatragny amin'ireo famaizam-boaloboky gny mpanjaka. \v 11 Gny fokonolo la hipetraky agny Jerosalema sady tsy hisy
|
Loading…
Reference in New Issue