auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-06-22 07:36:13 +03:00 committed by root
parent 5eba0d7ebb
commit 9c409d3bf4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Mihobia amin'ny fifalian-be, ry anakampelan'i Ziona! Mihobia am-pifalia, ry anakampelan'i Jerosalema! Ingo! Avy amim-pahamarigna aminao gny mpanjaka sady magnavotsy gnanao. Manetry tena ie ka mondrana eo amin'ny boriky, eo agnabony ana-boriky. \v 10 Sady ho foagnako gny kalesy bakagny Efraima voho gny soavaly bakagny
\v 9 Mihobia amin'ny fifalian-be, ry anakampelan'i Ziona! Mihobia am-pifalia, ry anakampelan'i Jerosalema! Ingo! Avy amim-pahamarigna aminao gny mpanjaka sady magnavotsy gnanao. Manetry tena ie ka mondrana eo amin'ny boriky, eo agnabony ana-boriky. \v 10 Sady ho foagnako gny kalesy bakagny Efraima voho gny soavaly bakagny Jerosalema, sady gny tsipika la ho foagna amin'ny aly; fa hilaza fiadagna amin'ireo firenena ie, sady gny fanapahany la ho avy amin'ny ranomasina, voho hatramin'ny Ony ka hatramin'ny faravazan-tany!