1 line
337 B
Plaintext
1 line
337 B
Plaintext
\v 16Gn'ahy gny malalako, voho gn'azy aho; homa egny amin'ireo lilia amin-kafalea ie. Gn'ampela ro mirehaky amin'ny gny teany. \v 17Mandena, ry malalako, alohan'ny gny tsioky malefaky amin'ny gny mangoan-tignana voho reo aloky mandalo. Mandena, ao mba hanahaky gny gazela na diera mbo tanora eo amin'ireo tendrom-bohitsy mikitoantoa iha. |