msh_sng_text_reg/08/11.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 11Nana tanim-boaloboky ta Bala-hamona i Solomona. Nahofany tami-gny reo ze te hikarakara gnany zay gny tanim-boaloboky. La tsy maintsy manday sekely volafoty arivo kiraidraiky ho solony gny vokatsy. \v 12Gn'ahy vatany gny tanim-boalobokiko; gny sekely arivo la gnanao, Solomona malalako,voho gny sekely roanjato ho gnany ze mikarakara gnany zay mba ahazoa voakatsy. Gny malalan-ampela nisafa tagnaminy