|
\v 5Ia tamy mamonjy miaktsy baka agn'efitsy agni-droy, mianky ami-gny malalany ndroy? Nisafa tami-gny malalany somonjara io namoha gnanao tam-baniny hazo paiso iaho; tami-gny nanorotoroany gn'andrenianao iha; tami-gny niterahany gnanao, namoahany gnanao. |