\v 13mamerovero ao ho izay gny mandravasarotsy; am-baravara hipetrahan-tsika gny kila voankazo voafantina iaby, gny vao ndraiky gny fa ela, fa najariko ho gnanao, ry malalako.