msh_sng_text_reg/05/01.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 1Avy tan-tondako tao iaho,ry longoko, ry asondrotsiko; fa namory gny miorako mbaminy gny raha magnitsiko iaho. Fa nihina gny rononoko iaho. Hoy gny nama misafa ami-gny reo malala Mihinana; ry nama, minoma voho ao ho mamony gny hatea. Hoy gny Somonjara misafa ami-gny vatany.