\v 1Ingo soa tarehy iha, ry malalako; soa tarehy iha. Gny masonao la voromahilala ambohon'ny gny voalinao. Gny volonao la manahaky gn'andian'aosy mijotso bakegny an-tendrombohits'i Gileada.