msh_sng_text_reg/03/08.txt

1 line
254 B
Plaintext

\v 8Manan-traikefa amin'ny gny sabatsy rozy ka mahay mialy. Mana gny sabatsy ambaniany egny gn'olo iaby, mitam-pialia hanohitsy gny fampihorohorohan'ny gny haly. \v 9Nanao sezy filanja vita tamin'ny gny hazo baka a Libanona agny Solomona mpanjaka ho azy.