msh_sng_text_reg/03/05.txt

1 line
228 B
Plaintext

\v 5Teako hifanenkegna nareo, ry anak'ampelany gny joharin'i Jerosalema, amin'ireo gazela voho gny reo vokatsy saha reo, mba tsy ho tampahanareo gny fiarahanay mandry laha mbo tsy vita zay. Gn'ampela mirehaky amin'ny gny vatany.