msh_sng_text_reg/03/01.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 1 Amin'ny gny haly am-pandreako eo la nigniry gny raiky zay teako aho; nila azy aho, fe tsy hitako ie. \v 2Hoy aho tamin'ny gny vatako hoe: "Hitsanga aho ka handeha an-tana agny, amin'ireo lala voho kianja; hila gny malalako aho."Nila azy aho, fe tsy nahajery azy.