msh_rut_text_reg/04/13.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 13 Ka rinambin'i Boaza Rota, ka nanjary valiny. Niaraky nandre taminy ie, ka i Yaveh la nagnenga azy ho amintroky, ka niteraky zaza johary ie. \v 14 Hoy gn'ampela tamin'i Naomy hoe: "Hisaora anie i Yaveh, zay tsy nagnenga anao tsy hanan-dongo marikitsy, la itoy zaza toy. Halaza ao Israely anie gnagnarany. \v 15 Enga anie ie gny hagnampoly gny fiaignanao amin'ny gny laoniny ka hikarakara anao lafa antitsy iha, fa gny vignatonao, zay teagnanao, zay soa aminao mihoatsy noho ny gnanakao fitilahy, ro niteraky azy."