msh_rut_text_reg/04/09.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 9 kKa hoy Boaza tamin'ireo lohaolo voho gny olo iaby hoe: "Vavaolombelo nareo androany fa vigniliko iaby zay an'i Elimeleka voho zay iaby an'i Kiliona voho Mahalona teny an-tagnan'i Naomy. \v 10 Laha gny mahakasiky an'i Rota zay Mobita, valin'i Mahalona: fa nalaeko ho valiko koa ie, mba hahafahako manandratsy gnagnaran'ny gny lehilahy maty mba ho lovany, ka tsy hienga eo amin'ireo rahalahiny voho eo amin'ny gny vavahadin'ny tanàny gnagnarany. Vavaolombelo nareo androany."