msh_rut_text_reg/04/05.txt

1 line
433 B
Plaintext

\v 5 Ka hoy Boza hoe: "Amin'ny gnandro zay hivilianao tany io an-tagnan'i Naomy egny io, la tsy maitsy mangalaky an'i Rota zay Moabita, valin'ny gny lehilahy maty, mba hanandratsy gnagnaran'ny lehilahy maty amin'ny gny lovany avao koa iha." \v 6 Ka hoy gny longo marikitsy hoe: "Tsy afaky hamarotsy an'izay ho an'ny gny vatako aho laha manimba gny lovako zay. Alao ho anao gnazon'ny gny fagnavota, fotony tsy hagnavotsy an'izay aho."