msh_rut_text_reg/04/03.txt

1 line
579 B
Plaintext

\v 3 Hoy Boaza tamin'ny gny longo marikitsy hoe: "Naomy, zay nimpoly bakao amin'ny gny tanan'i Moaba, la namarotsy ampahan-tany zay an'i Elimeleka rahalahintsika. \v 4 Nieritseritsy gny hitalily aminao voho hagnambara aminao aho hoe: 'Vilio agnatrehan'ireo zay mipetraky eto zay, voho eo agnatrehan'ireo lohaolon'ny gny oloko.' fa laha magniry gny hagnavotsy an'izay iha avoto zay. Fa laha halanao gny hagnavotsy an'izay, la volagno aho, mba hahaizako, fotony tsy misy gny hagnavotsy an'io ankoatsy ny iha, ka zaho manoha anao." ka hoy gny lehilahy raiky hafa hoe: "Havotako io."