1 line
287 B
Plaintext
1 line
287 B
Plaintext
\v 8 Zao gny niseho lafa nitaitsy gny johary tamin'ny gny vakimira haly. Nitoliky ie, ka tampoky ingo nisy sevaky nandry antombony eo! \v 9 Hoy ie: "Ia iha eo?" La namaly ie hoe: "Zaho Rota eo, mpanompo vavinao. Atanigno amin'ny gny mpanompo vavinao gny sikinao, fa longo marikitay aho." |