msh_rut_text_reg/02/19.txt

1 line
559 B
Plaintext

\v 19 Hoy gny rafizam-baviny taminy hoe: "Nitimpo taia iha nandroany? Niasa taia iha? Ho tahie anie gny johary zay nagnampy anao." La vinolan'i Rota tamin'ny gny rafozam-baviny gny mahakasiky gny johary zay nana gny baibo niasany. Hoy ie hoe: "Boaza gnagnaran'ny gny johary zay tompony gny tany zay niasako nandroany." \v 20 Hoy Naomy tamin'ny gny vinantovaviny hoe: "Ho tahin'i Yaveh, zay tsy nahafoe gny fahitiany tamin'ny gny velo voho gny maty anie ie." Hoy Naomy taminy: "Longotsika marinike johary igne, raiky amin'ny gny reo longo mpagnavotsy antsika."