msh_rut_text_reg/02/15.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 15 Laha ie vao nitsanga hamory gny voa igne, la nagnigna reo mpamaraky reo Boaza, nanao hoe: " Engao ie hamory gny voa ndra la eo amin'ny gnireo amboara aza, ka kamivola azy tsy hanao anizay. \v 16 Ka manoraha feheam-bary maromaro bakao amin'ny gny amboara ho azy avao, ka engao zay mba havoriny, ka kameloky azy."