msh_rut_text_reg/02/10.txt

1 line
661 B
Plaintext

\v 10 La niankohoky teo agnatrehan'i Boaza ie, nakasony amin'ny gny tany gny lohany. Hoy ie taminy: " Nagnino aho ro la nahita hatea teo amasonao, ka la nambenanao aho, zaho vahiny toy?" \v 11 Namaly azy Boaza ka nanao hoe: "Voatatitsy amiko atoy, zay iaby nataonao hatramin'ny gny nahafaty gny valinao. Nanenga gny raenao, voho gny reninao, voho gny tany nilatsahan'ny gny tavoninao mba hagnoriky gny rafozam-bavinao ka hagnagny ho amin'ny gnolo zay tsy hainao. \v 12 Ndragnahary anie hamaly hatea anao nohon'ny gnasanao. Enga anie handramby gny valiny atsiky bakamin'i Yaveh iha, zay Ndragnanaharin'i Israely, zay nahajereanao fialofa tao ambanin'ny gnelany."